Translation of "swael" into Malagasy
solifara is the translation of "swael" into Malagasy. Sample translated sentence: Jehovah het swael en vuur op die gedoemde, verdorwe stede laat reën. ↔ Nalatsak’i Jehovah tamin’ireo tanàna ratsy voatokana ho amin’ny fandravana ireo ny afo sy solifara.
swael
noun
grammar
-
solifara
nounJehovah het swael en vuur op die gedoemde, verdorwe stede laat reën.
Nalatsak’i Jehovah tamin’ireo tanàna ratsy voatokana ho amin’ny fandravana ireo ny afo sy solifara.
-
Show algorithmically generated translations
Automatic translations of "swael" into Malagasy
-
Google Translate
Add example
Add
Translations of "swael" into Malagasy in sentences, translation memory
En só het ek die perde, en dié wat op hulle sit, in die visioen gesien: hulle het vuurrooi en hiasintblou en swaelgeel borsplate gehad; en die koppe van die perde was soos leeukoppe, en uit hulle bekke het vuur en rook en swael uitgegaan.
Ary toy izao no nahitako ireo soavaly tao amin’ilay fahitana sy izay nitaingina azy: Nanana fiarovan-tratra mena toy ny afo sy manga toy ny safira ary mavo toy ny solifara ireo nitaingina azy, ary ny lohan’ny soavaly dia tahaka ny lohan’ny liona, ary nisy afo sy setroka sy solifara nivoaka avy tamin’ny vavany.
+ 24 Toe het Jehovah swael en vuur van Jehovah, uit die hemel, op Sodom en op Gomorʹra laat reën.
+ 24 Ary i Jehovah nandefa solifara sy afo avy tamin’i Jehovah avy tany an-danitra, mba hilatsaka toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora.
6 Hy sal valstrikke, vuur en swael+ op die goddeloses laat reën,
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+
Wat is die poel van vuur en swael, en hoe verskil dit van die dood, Hades en die afgrond?
Inona ny farihy afo sy solifara, ary inona no tsy itovizany amin’ny fahafatesana sy ny fasana ary ny lavaka mangitsokitsoka?
Hy het gesê: “Sy strome sal in pik verander word en sy stof in swael; en sy land sal soos brandende pik word.
Hoy izy: “Hovana ho tonga dity ny renirano any Edoma, ary ho solifara ny vovo-taniny, ary ny taniny ho dity mirehitra.