Translation of "ember" into Malagasy

siny is the translation of "ember" into Malagasy. Sample translated sentence: Yang ini jauh lebih mudah —hanya menyekop sebanyak satu atau dua ember penuh. ↔ Mora kokoa izany — fandraofana iray na roa siny fotsiny.

ember noun
+ Add

Indonesian-Malagasy dictionary

  • siny

    Yang ini jauh lebih mudah —hanya menyekop sebanyak satu atau dua ember penuh.

    Mora kokoa izany — fandraofana iray na roa siny fotsiny.

  • Show algorithmically generated translations

Automatic translations of "ember" into Malagasy

  • Google

    Google Translate
Add

Translations of "ember" into Malagasy in sentences, translation memory

Sekarang, kosongkan ember itu.
Esory avy eo ilay vato sy fasika, nefa aza mbola ariana.
Kru lain mungkin telah memindahkan tangga, papan, atau ember cat.
Mety ho namindra tohatra, na hazo fisaka, na boatin-doko koa ny mpiasa hafa.
Sewaktu ia berjalan melintasi alun-alun, sambil menenteng ember tanpa tutup sehingga isinya terlihat oleh sekumpulan orang yang keheranan yang datang untuk bersantai dan menghirup udara segar, orang-orang itu pun tertawa terpingkal-pingkal.
Rehefa namakivaky ilay kianja izy, nitondra ilay tavin-drano hitan’ny mason’ny olona rehetra tonga hiala voly sy haka rivotra, dia tsipaky ny hehy izy ireo.
Temannya menjelaskan, “Saya kehabisan pot, dan tahu betapa indahnya bunga ini kelak, saya pikir mungkin tidak apa-apa memulainya dalam ember tua ini.
Nanazava taminy ilay namany fa “Tsy nanana fitoeram-boninkazo hafa intsony aho ary noho ny fahalalako fa ho tsara tarehy tokoa ity iray dia hoy aho hoe tsy hampaninona raha atao ato anatin’ity fitoeram-boninkazo antitra ity aloha ilay izy.
Sore harinya, sebuah tim dari sidang sudah tiba dengan membawa ember dan sapu serta lembaran plastik untuk menutupi jendela-jendela.”
Nisy ekipa avy any amin’ny fiangonana tonga tamin’ny tolakandro, nitondra siô sy kifafa ary selofanina hanampenana ny varavarankely.”