Translation of "brutale" into Malagasy

mahery setra, misetrasetra are the top translations of "brutale" into Malagasy. Sample translated sentence: Il marito che ama la moglie ‘come il proprio corpo’ non è ostile né brutale verso di lei. ↔ Ny lehilahy tia ny vadiny “tahaka ny tenany” dia tsy mankahala azy na misetrasetra aminy.

brutale adjective masculine grammar
+ Add

Italian-Malagasy dictionary

  • mahery setra

    Chiunque disobbediva, veniva ucciso per crocifissione o con altri metodi brutali mediante esecuzioni pubbliche.

    Vonoina amin'ny alàlan'ny fanomboana na fomba famonoana mahery setra ireo izay tsy mankatò.

  • misetrasetra

    Il marito che ama la moglie ‘come il proprio corpo’ non è ostile né brutale verso di lei.

    Ny lehilahy tia ny vadiny “tahaka ny tenany” dia tsy mankahala azy na misetrasetra aminy.

  • Show algorithmically generated translations

Automatic translations of "brutale" into Malagasy

  • Google

    Google Translate
Add

Translations of "brutale" into Malagasy in sentences, translation memory

Perché non solo pochi individui isolati, ma i testimoni di Geova nell’insieme sono rimasti saldi di fronte alla brutale persecuzione?
Nahoana no tsy nivadika tao anatin’ny fanenjehana mafy ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny ankapobeny?
La famiglia dovrebbe essere l’ambiente ideale per manifestare l’affetto naturale, ma anche lì violenza e abusi — a volte spaventosamente brutali — sono diventati comuni.
Tokony ho akany anjakan’ny firaiketam-po voajanahary ny fianakaviana, kanefa na dia eo anivon’izy io aza, dia nanjary fahita ny herisetra sy ny fitondrana ratsy — indraindray dia feno habibiana mampihoron-koditra.
Stanno per combattere contro un nemico brutale, rispetto al quale sono numericamente inferiori e mal equipaggiati.
Maro an’isa mantsy ny fahavalony, sady be fitaovam-piadiana no tsy mifaditrovana.
Per esempio, nella brutale esplosione di odio razziale che ha insanguinato certi paesi, molti Testimoni sono stati uccisi.
Vavolombelona maro, ohatra, no maty rehefa nipoaka ny herisetra noho ny fankahalana foko hafa, tany amin’ny tany sasany.
Un assedio brutale è stato poi imposto dal regime nel mese di luglio 2016, dichiarando così l'intenzione di riconquistare Aleppo est in pochi mesi.
Nametraka fahirano feno herisetra ny fitondrana avy eo tamin'ny Jolay 2016 satria nanambara ny fikasany haka indray ny atsinanan'i Aleppo ao anatin'ny volana vitsivitsy izy.