Translation of "dank" into Malagasy
mankasitraka, misaotra are the top translations of "dank" into Malagasy. Sample translated sentence: Wanneer ’n dankbare kind ’n geskenk van sy vader ontvang, wie bedank hy? ↔ Rehefa mandray fanomezana avy amin’ny rainy ny zanaka mahay mankasitraka, iza moa no isaorany?
dank
-
mankasitraka
nounWanneer ’n dankbare kind ’n geskenk van sy vader ontvang, wie bedank hy?
Rehefa mandray fanomezana avy amin’ny rainy ny zanaka mahay mankasitraka, iza moa no isaorany?
-
misaotra
Ja, en ons almal dank Jehovah vir die gesonde leer wat ons van die wêreld afskei.
Eny, ary isika rehetra dia misaotra an’i Jehovah noho ilay fampianarana mahasoa izay mampisaraka antsika amin’izao tontolo izao.
-
Show algorithmically generated translations
Automatic translations of "dank" into Malagasy
-
Google Translate
Phrases similar to "dank" with translations into Malagasy
-
kifakifaka · manifikifka · mihifikifika
Add example
Add
Translations of "dank" into Malagasy in sentences, translation memory
Was hierdie verstommende uitslag aan menslike wysheid te danke?
Noho ny fahendren’olombelona ve no nahatratrarana izany vokatra mampitolagaga izany?
Byvoorbeeld, voordat hy Lasarus opgewek het, “het [Jesus] sy oë na die hemel opgeslaan en gesê: ‘Vader, ek dank u dat u my verhoor het.
“Niandrandra ny lanitra”, ohatra, izy talohan’ny nananganany an’i Lazarosy, ka nanao hoe: “Misaotra anao aho, Ray ô, fa efa nihaino ahy ianao.
Die graan, die koffiebone, die hen wat die eier gelê het en selfs die koei wat die melk gelewer het—dit alles het hulle ontstaan te danke aan die fauna en flora van die tropiese woud.
Ny katsaka, ny voan-kafe, ny akoho izay nanome ilay atody, ary na dia ny ombivavy nanome ny ronono aza — ireo rehetra ireo dia avy tamin’ny biby sy ny zavamanirin’ny ala tropikaly.
Die polisiehoof het vir sy assistent gesê: “Gedurende my 32 jaar in die polisiediens het ek nog nooit gehoor dat iemand ons vir ons werk bedank nie!”
Nitodika tany amin’ny polisy namany ilay lehibe sady niteny hoe: “Efa 32 taona aho izay no polisy fa mbola tsy nisy olona nisaotra ahy tamin’ny asantsika mihitsy.”
Paulus het hulle hiervan verseker: “Ons dank God, die Vader van ons Here Jesus Christus, altyd wanneer ons vir julle bid [voetnoot in naslaanuitgawe, “terwyl ons altyd vir julle bid”].”
Nilaza marimarina toy izao i Paoly: “Misaotra an’Andriamanitra, Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, izahay amin’ny fangatahanay mandrakariva ho anareo”.